txy_rev_text_reg/19/17.txt

1 line
393 B
Plaintext

\v 17Nahita azely nisanga eo amigny masoandro zaho. Nitoka tamigny feo mahery reo voro nitily agnabo aby izy ho:"Avia, mivavaky ho any fety lajiben'iZagnahary. \v 18Avia hisakafo gny nofon'ireo pazaka, gny nofon'ereo pitari-tafiky, gny nofon'ireo lelahy mahery, guy nofon'ireo sovala vo reo pitikisy zay, dra gny nofon'ireo lelahy aby, gny afaky vo gny andevo, gny sy mana-laza co gny mahery."