txy_rev_text_reg/19/09.txt

1 line
472 B
Plaintext

\v 9 Gny azely nizaka taminahy ho:"Sorato izay:Sambasy reo zay masina tamigny fety fapakara-valin'ny Zanak'agnodry. Nizaka taminahy koa izy ho:"Reo dra zaka marin'iZagnahary." \v 10 Nandohaliky eo amigny tombony ba hanopo anazy zaho, fa hoy izy taminahy:"Ka manao anio!Izaho dra pindray-manopo aminao vo reo rahalahinao izay mita gny fizoroa vavolombelo momba an'i Jesosy. Manopoa an'i Zagnahary, fa gny fizoroa vavolombelo momba an'i Jesosy dra gny fagnahiny faminania."