txy_rev_text_reg/19/07.txt

1 line
247 B
Plaintext

\v 7Ao sika hifaly vo ho ravoravo dra hagnome voninahisy Anazy satria avy gny fapekara-valy Zanak'agnodry, dra gny apekariny fa nioma. \v 8Name aka hekazo lambs rongony manorasy vo malio izy" ( fa gny lamba rongony dra reo asa Amin'ireo olo-masy).