txy_rev_text_reg/17/16.txt

1 line
402 B
Plaintext

\v 16 Reo tandroky folo hitana-izy reo vo gny bibi-dia dra hakalaza anigny mpijangajanga. Ho ataon'izy reo lao vo mita izy, hanataky gny nofony ze ereo. dra handaro anazy tateraky amin'gny afo.\v 17Fa Andriamanitra fa nametraky anizao tao am-pon'izy reo mba hagnatateraky gny fikasany amin'gny fagneken'izy reo hagnome gny herin'izy reo handesa gny bibi-dia mandram-pahantateraky gny Zak'Andriamanitra.