txy_rev_text_reg/17/12.txt

1 line
443 B
Plaintext

\v 12 Reo tandroky folo zay hitanao dra pazaka folo zay bo sy nangalaky fazakana, fa hahazo fahefana manahaky gny pazaka mindray amigny bibi-dia mandrisy gny valiny raiky ereo. \v 13 Fitovia-loha zay, dra reo hagnome gny hery vo gny fahefan'izy reo amigny zanak'agnondry ereo. Fa gny zanak'agnondry gny handresy anazy reo satria izy gny Topon'ny Topo, dra pazakan'ny pazaka dra mindray aminazy reo voatoka, reo voafily, dra reo mana-pinoa."