txy_rev_text_reg/17/08.txt

1 line
413 B
Plaintext

\v 8Gny bibi-dia ze hitanao dra misy, fa sy misy ankehitriny, fa andalam-piakara avy agny amign'ny farany ambani'ny lavaky sy hita sasy. Avy eo dra nandeha amigny fahasola azaho. Reo ze miay abony tany, reo ze sy voasorasy ao amign'ny Bokin'ny fiegna hatramin'gny namorogna an'izao totolo izao gny agnarany- ho gaga izy reo aby hahita hahita fa gny bibi-dia dra misy, fa sy misy sasy amizao, faandalam-pihaviana.