txy_rev_text_reg/17/06.txt

1 line
319 B
Plaintext

\v 6Nahita zaho fa gny apela dra tamin'NY lion'ireo pono vo gny lion'ireo martiry ho an'i Jesosy. Gny fa nahita anazy zaho, dra tena Rama. \v 7Fa gny azely nizaka taminahy ho:"Magnino gny tam hanao? ho zakako anao gny dikany apela vo gny bibi-dia izay minday anazy, gny bibi-dia izay mana loha fito vo tandroky folo.