txy_rev_text_reg/17/01.txt

1 line
300 B
Plaintext

\v 1 Gny raiky tamigny azely fito izay nita reo ampondra fito vo nizaka taminahy ho:"Avia, ho apotoroko anao gny zakan'NY pizangazanga lahibe izay mitoboky agnabo rano maro. \v 2Nindray taminazy gny napizangazanga anireo pazakan'NY tany. Gny divain'ny fizangazangany gny nahamamo reo pitoboky atany."