txy_rev_text_reg/14/03.txt

1 line
665 B
Plaintext

\v 3 Niihira hira vaovao teo alohany seza fiandriana vo teo alohanyn'ireo zava- managnay efasy vo ireo loholo izy reo. Sy nisy na iza na iza afaky mianasy gny hira afa-sy reo 144. olo izay niviliny avy teo atany avo. \v 4Reo dra olo izay sy nandoto gny vatany reo tamigny apela, fa nihazo gny vatany malio ara-nofo ereo. Izay dra nagnoriky gny zanak'agnondry na eza na eza handehanany. Izy raiky avo dra nivily avy tamigny olombelo manahaky gny voloham-bokasy ho an'izagnahary vo ho an'ny zanak'agnondry. \v 5Sy nisy vandy hita eo amigny fagnevany ereo, sy manasigny ereo.[Fagnamariha:Gny dika-teny sasany magnampy ho:"teo alohany seza fiandrianan'izagnahary"]