txy_rev_text_reg/13/13.txt

1 line
320 B
Plaintext

\v 13Nanao fahagaga maro lahibe izy. Nampizoso ago avy agny an-dagnisy ho amigny tany teo alohany olo. \v 14Tmigny alalan'ny famatara dra name alalana anao izay, namitaky an'ireo izay mitoboky agnabony tany izay. Nizaka tamin'ereo izy ba hagnamboasy sary ho voninahisy gny bibi-dia izay voasorasy gny sabasy nefa velo.