txy_rev_text_reg/13/03.txt

1 line
286 B
Plaintext

\v 3 Gny lohanigny bibi-dia raiky dra toa fa maty, kanefa sitrany gny marasy faho mahafaty anazy. Dra gaga gny tany aby dra nagnoroky gny bibi-dia.\v 4Dra gny niondriky koa teo amign'ny bibi-dia, dra, izy reo nizaka ho: "Iza gny manahaky gny bibi-dia?" dra"Iza gny afaky mialy aminazy?"