txy_rev_text_reg/13/01.txt

1 line
392 B
Plaintext

\v 1Dra nahita bibi-dia zaho niakasy avy tamigny ranomasina. Nanana tandroky folo zay dra loha fito. Teo amigny tandrony dra nisy diadema folo, dra teo amigny lohany dra nisy agnara fizaka-drasy avy.\v 2Gny bibi-dia ze hitako dra manahaky gny leoparda. Dra tombony dra manahakigny vavan'ny liona. Gny dragona nagnome anazy gny heriny, gny seza fiandrianany, dra gny fahefany lahibe hanapaky.