txy_rev_text_reg/12/10.txt

1 line
287 B
Plaintext

\v 10Avy nahare feo fatrasy avy agny an-dagnisy zaho:" amizao dra avy gny famozena, gny hery, gny fazakan'izagnaharisika dra gny fahefan'I Kristiny. Fa gny mpiampanga gny rahalahisika dra natoraky tagny ambany, gny raiky izay miampanga anazy reo andro amihariva eo agnatrehan'izagnahary.