txy_rev_text_reg/12/07.txt

1 line
425 B
Plaintext

\v 7Dra nisy aly an-dagnisy. Mikaela co reo azely dra nialy tamigny dragona; dra gny dragona vo gny azely dra namaly aly. \v 8Fa sy matazaky gny dragona dra sy maharesy. dra sy nisy toera ho nazy vo reo azely sasy tagny an-dagnisy. \v 9Gny dragona lahibe____izay menarana fahiny nitokavy hoe devoly na Satana, gny namitaky an'izao totolo zao___ dra natoraky egny agnabony tany, dra reo azely dra natoraky nindray taminazy