txy_rev_text_reg/11/16.txt

1 line
518 B
Plaintext

\v 16Avy eo ereo loholo efasy amby ropolo izay nitoboky teo amigny seza fiandrian'ereo teo agnatrehan'izagnahary dra nampiankohoky gny vavan'izy reo. Nakalaza an'iZagnanahary izy reo. \v 17Hoy izy reo:"Magnome fisora Anao izahay, ry tompo Zagnahary sitoha, gny amizao vo taloha, satria nangalaky gny herinao lahibe hanao dra nanomboky nazaka.(fagnamariha:Gny sasany amin'ireo dika-teny taloha dra mivaky ho:" gny panapaky gny aby, gny amizao vo taloha, dra gny ho avy, fa gny dika-teny amizao fotoa sy manahaky izay.)