txy_rev_text_reg/11/10.txt

1 line
578 B
Plaintext

\v 10 Ireo izy miay eo agnabony tany dra hifaly amin'ereo dra hakalaza. Hifandefa fagnomeza vatany aza ereo satria mampifaly reo zay miay agnabony tany reo zay paminany ro reo. \v 11 Fa afaky telo andro go tapany dra hilisy ao amin'ereo gny fofogn'ainy avy Amin'izagnahary, dra nizoro amigny tombony izy reo. Nilasaky amin'ereo izay mahita anazy reo gny tahosy lahibe. \v 12Avy eo dra Handre feo mahery avy agny an-dagnisy izy reo mizaka anazy reo ho:"Magnaniha eto!"Avy do dra hiakasy ho agny an-dagnisy so agnaty raho izy reo, gny bo magnety tany reo fahavalon'izy reo.