txy_rev_text_reg/09/13.txt

1 line
453 B
Plaintext

\v 13 Napagneno gny trompetrany ilay anjely fahaenina, dra nahare gny feoniboaky tamigny tandroky gny alitara volamena ze fa nisy teto anatrehan'andriamanitra zaho.\v14Dra nizaka tamign'ny anjely fahaeninagny feo monao ho: "Avasory reo anjely afasy ze mifehy agny amigny renirano lahibenigny Eofrata." \v15Reo anjely efasy ze fa nomany tamizay lera zay, ize andro ize, ze volana ize dra ez taona ze, dra navotosy ba hamono gny ampahatelon'igny olombelo.