\v 8 Nisioky gny trompetranygny azely faharô,dra nisy raha manahaky gny vohisy lahibe nirehis'afo natoraky tany an-dranomasy. Lasa ra gny apahatelogny raha-managn'ay tao an-dranomasy, dra rava gny apahatelon'ereo sambo.