txy_rev_text_reg/07/15.txt

1 line
521 B
Plaintext

\v 15 Noho zay atony zay,dra alohan'gny seza eo fiandrian'agnahary ereo ,vô mivavaky aminy andro vô hariva ao amign'gny fiangonany. Gny raiky ze nipetraky teo amigny seza fiandriana dra hamelasy gny fandriany amin'ereo.\v 16 Sy ho resy sasy ereo ,dre hangetaheta draiky.Sy hamely anazy gny masoandro,dre gny hafana magnoro.\v 17 Fa gny Zanak'agnondry eo agnevogn'ny seza fiandriana gny ho piamby anazy reo vô hitari-dala anazy reo agny amigny loharanogn'ny rani velo,dra hofafan'agnahary gny ranomaso amign'ereo aby.''