txy_rev_text_reg/07/13.txt

1 line
314 B
Plaintext

\v 13 Bak'eo gny raiky tamin'ereo loholo nagnontany anahy hô: ''Iza reo,mekazo akazolava fosy,dra bak'eza ereo ?'' \v 14 Hô zaho taminazy : ''Topoko,anao mahafatasy ,'' dra hô izy taminahy:'' Reo gny hiboaky baka amigny Fahoria lahibe .Nisasan'ereo gny akazolavany dra nifosiany tamigny liogn'ny zanak'agnondry.