txy_rev_text_reg/06/09.txt

1 line
617 B
Plaintext

\v 9 Gny fa hanokaky gny zanak'agnondry, dra hitako tao ambany alitara ireo fagnahin'ireo izay nivono noho gny zakan'Izagnahary vo gny fizoroa vavolombelo izay nizakan'ereo. \v10 Nikoraky tamigny feo fatrasy ereo ho:" Mandrakom-bia, dra panapaky agnabony aby, masina co marina, gny fisarana ireo izay miay eto atany, co hamalianao faty gny babany? \v 11 Dra nagnome akazolava gny kiraikiraiky avy tamigny ireo, dra nizakany izy ireo fa tokony nandigny selasela mandra-pahaloany gny isa fenon'ireo piaramanompon'izy oreo vo ireo rahalahy vo anabavin'izy reo izy tokony hovono izy reo, manahaky gny hamonoa anazy reo.