txy_rev_text_reg/06/05.txt

1 line
424 B
Plaintext

\v 5Gny fa hanokaky gny tombo-kase fahatelo gny zanak'agnondry, dra nahare gny raha-managnay fahatelo zaho ho:" Avia!" Nahita sovala mety zaho, dra gny mpitikisy izay dra nita mizana tegny atany. \v 6 Nahare manahaky gny feotamigjy raha- managn'ay efasy zaho nizaka ho:" Gny vary toran'NY fatra-bary ho an'ny denaria raiky, era gny hordea itelon'NY fatra-bary ho an'ny denaria raiky. Fa ka manoka gny menaky vo gny divay."