txy_rev_text_reg/05/11.txt

1 line
332 B
Plaintext

\v 11Avy eo zaho dra nahita vo nahare feon'azely maro nagnodidy gny seza fiandrianana vo ireo raha-managnay dra reo loholona. Gny fitambaran'ny izy reo dra amihariva. \v 12 Nizaka tamigny feo fatrasy izy reo ho:"Mendriky anie gny zanak'agnondry izay nivono ba handray fahefana, harena, fahendrena, hery,laza,voninahisy, dra dera."