txy_rev_text_reg/03/14.txt

1 line
402 B
Plaintext

\v 14 '' Sorato ho agny azelign'gny fiangonana agny Laodikia hô: '' Izao gny zakagn'ny Amena, gny vavolombelo mahatoky vô mary ,gny panapaky gny raha-boaarin'agnahary. \v 15 '' Fatako ze nataon'ereo, dra sy mangasiaky na mafana andrareo . Magniry zaho bâ ho mangasiaky na mafana andrareo ! \v 16 Noho zay ,satria andrareo matimaty -sady sy mafana gny sy mangasiaky dra fa laloagn'ny vavako andrareo.