txy_rev_text_reg/03/12.txt

1 line
343 B
Plaintext

\v 12 Ataoko andry eo amign'ny fiangonagn'Agnahariko ze mandresy,dra sy hiala eo mihisy izy . Ho soratako eo aminazy gny agnaran'Agnahary , gny agnaran'ny tanan'agnahary ( gny Jerosalema vaovao ,zay bak'any andagnisy baka amigny zagnahariko),vô gny agnarako vaovao. \v 13 Aoka ze mana-sofy hiteno ze zakagn'ny Fagnahy amin'ereo fiangona.'''''