txy_rev_text_reg/03/09.txt

1 line
535 B
Plaintext

\v 9 Indro ! reo ze agny synagogagn'ny Satana, reo ze mizaka fa Jiosy ereo nefa sy izy akory;fa mavandy koa ereo . Hataoko avy dra handohaliky eo antombonao ereo ,dra ho avy ereo ,dra ho avy ereo bâ ahafatasy fa nitia anao zaho.\v 10 Satria fa nitandry gny didiko tamign'ny fahareta andrareo , dra hiaro andrareo amigny andro fisapa ze fa ho avy amin'izao totolo zao iaby avô koa zaho, bâ hisapa reo ze miay eo agn'abony tany. \v 11 Ho avy sy ho ela zaho.Tano fatrasy ze hanagnanao bâ schist afaky hangalaky gny satro-boninahinao.