txy_rev_text_reg/03/07.txt

1 line
467 B
Plaintext

\v 7 "Soraty ho agny azelign'gny fiangonana agny Filadelfia hô: ' Izao gny zakagn'ny raiky ze masy vô mary izy gny mità gny fanalahilign'gny Davida, izy gny mamoha sady sy misy dre iza dre iza magnily ,izy gny magnily dra sy misy dre iza dre iza afaky mamoha . \v 8'' Fatasiko ze vatandrareo. Indro , nametrahako vatrangara mivoha eo agnoloandrareo ze sy afaky hilin'iza dre iza . Fatako fa mana hery andrareo ,ka nagneky gny zakako sy sady sy nandà gny agnarako.