txy_rev_text_reg/02/12.txt

1 line
421 B
Plaintext

\v 12Sarosy ho anigny azelinigny fengona agny Pergamosy ho: "Tahoky gny zakanigny raiky ze mana sabasy ro lela: \v 13"Fataso ze onegnanao, dra ao aminazy gny hitnoeranigny seza fiandrianan'i Satana. Dra amizao mita fatrasy gny agnarako hanao. Fataso fa sy nanda gny finoanao gny aminahy hanao, na dre tamireo andron'i Antipasy vavolombeloko aza, ze natoky anahy, ze nivono teo amindrareo, tao amigny fonegnan'i Satana.