\v 10Ka matahosy gny amize fa hiaretanao. Ingo! Gny devoly dra hagnary gny ilany amindrareo agny amigny tragnomezy ba ho sapa handrareo, dra hizaly mandrisy gny folo andro handrareo. Matokia mandra-pahafaty, dra hameko andrareo gny satro-boninahisy gny fiegna. \v 11Ze mana-sofy aoky izy hiteno ze zakanigny fagnahy ho an'ireo fengona. Gny raiky ze maharesy dra sy ho solanigny fahafatesa faharo.""'