\v 7 Mitovy gny sovala nomany tamigny aly reo valala. Tamigny lohan'ireo dra nisy raha mitovy gny satro-boninahisy volamena, dra gny vatan'ireo dra mitovy gny tarehin'olombelo. \v 8 Nana volo mitovy gny volonapela ereo, dra gny nifin'ireo dra manahaky nifin'ireo liona. \v 9 Nana fiarova-tratra mitovy gny fiarova-tratra vy ereo,dra gny feony elasin'ireo dra mitovy gny feony kalesy vĂ´ sovaly maro milomay ho agny amigny aly.