\v 7 Gny fa hanokaky gny tombo-kase fahefasy gny zanak'agnondry, dra nahare gny feon'ny raha- managn'ay fahefasy zaho nizaka ho:" Avia! \v 8 Dra nahita sovala hasasa zaho. Gny mpitikisy izay dra nitokavy ho Faty, dra ireo lolo dra nagnoriky anazy. Name fahefana amigny ampaha- efasy gny tany izy reo, ba hagnome sabasy, hanohagna co arety, dra amin'ireo bibidian'NY tang.