\v 1Avy eto zaho nahita lagnisy vaovao vo tany vaovao, fa simisy gny lagnisy volohany vo gny tany volohany, dra simisy sasy gny ranomasina. \v 2Hitako gny tana masy, Jerosalema vaovao, ze nibisy boakagny andagnisy avy amin'Andriamanitra voaoma manahaky gny ampekary ampihago ho an'ny valiny.