\v 6 Teo alohagn'ny seza fiandriana dra nisy ranomasy fitarasy ,manahaky gny kristaly. Reo raha-managn'ay efasy dra teo agnevogn'ny seza fiandriana vô nagnodidy anizay ,feno maso ,teo agnoloany vô tao an-damosiny.