auto save

This commit is contained in:
Tanosy-001 2023-01-05 10:00:25 +01:00 committed by root
parent caeb728094
commit 66c07fcd98
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 Avy eo ereo mpazakagn'NY tany vo gny olo manan-daza, vo ireo generally, gny mpana-karena, gny mahery, dra gny hafa aby, andevo vo afaky, novotny tao agnatin'ereo lava-bato vô tamin'ereo vatolapinign'ny vohisy.\v 16 Nizaka tamin'ereo vohisy vô tamin'ereo vatolapy ereo hô: '' Milavoa aminay ! Ahazaho amign'ny tavagny raiky
\v 15 Avy eo ereo mpazakagn'NY tany vo gny olo manan-daza, vo ireo generally, gny mpana-karena, gny mahery, dra gny hafa aby, andevo vo afaky, novotny tao agnatin'ereo lava-bato vô tamin'ereo vatolapinign'ny vohisy.\v 16 Nizaka tamin'ereo vohisy vô tamin'ereo vatolapy ereo hô: '' Milavoa aminay ! Ahazaho amign'ny tavagny raiky ze mipetreky eo amigny seza fiandria vô amigny fahahiriagn'ny zanak'agnondry zahay.\v 17 Fa avy gny andro lahibegn'ny fahorian'ereo. Iza gny hahavita haharisy?