txy_rev_text_reg/05/09.txt

1 line
334 B
Plaintext
Raw Normal View History

2023-01-05 09:00:25 +00:00
\v 9Nihira hira vaovao izy reo:"Mendriky gny handray gny horogna-taratasy hanao dra hanokaky gny tombo-kasen'izay.Fa hanao dra nivono, dra tamigny lionel gny miviliana an'ireo olon'izagnahary avy tamigny foko, fizaka, olo, dra firenena aby. \v 10Nataaonao fanjakana co pisoro izy reo ba hanompo an'i Zagnahary, dra hazaka eto vatany."