txy_rev_text_reg/12/03.txt

1 line
399 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2023-01-09 08:42:45 +00:00
\v 3Dra eo nisy famatara hafa niseho tagny an-dagnisy: Indro! Nisy dragona mena goavam-be izay nana loha fito vo tandroka fola, Vo nisy satro-boninahisy fito teo amin'ireo lohany.\v 4Gny hoiny dra nifaoky gny ampahatelon'ny kitana tagny an-dagnisy sady nagnabitrosy anazy ereo tegny amigny tany.Gny dragona nisanga teo alohany apela faho teraky, gny fa teraky izy, dra afaky hamono gny zanany izy.