\v 5Mahazoa fahendre vo fahazava-say; ka magnalio dra ka manda reo zakanigny vavako; \v 6ka afoy gny fahendre dra hiambin'andrareo izy; tiavo izy dra hiaro andrareo.