txy_pro_text_reg/04/18.txt

1 line
243 B
Plaintext

/v 18Fa gny lalan'aby olo-marina dra manahaky gny fahazavana volohany izay mihamazava; mamirapirasy izay madra-pahavin'NY andro mazava. /v 19Gny lalan'ny rasy fagnahy dra manahaky gny mezy ___ Sy fagnatis'izy oreo izay manafitohina anazy ireo.