\v 4Ka anga handry gny masonao dra ka anga rendreha gny holi-masonao. \v 5Vozeo gny vatanao manahaky gny gazela egny an-tagnanigny pihaza, manahaky gny voron'eo an-tagnanigny pamandri-boro.