txy_phm_text_reg/01/17.txt

1 line
400 B
Plaintext

\v 17Ko rah mana anahy ho piara-miasa hanao, dra takaro manahaky anahy izy. \v 18Raha manao gny sy mety izy na mitrosa na ino na ino aminao, dra atovy ho anahy zay. Izaho, Paoly, manorasy anizao amigny tagnako: \v 19Izaho gny handoa aminao. Sy mizaka aminao ho mitrosa gny vatanao aminahy hanao. \v 20Eh, ry rahalahy, atovy mahazo tombony ao amigny Topo zaho; ameo fisahara gny foko ao amin'i Kristy.