txy_phm_text_reg/01/14.txt

1 line
404 B
Plaintext

\v 14 Nefa sy te hanao na ino na ino raha sy misy gny fagnekenao zaho. Sy tiako ho akatere gny asa soa ataonao fa asitrapo. \v 15Vasa noho izay gny nisarahany taminao nandrisy gny fotoa fohy, ba hanagnanao anazy mandrakizay. \v 16Sy ho andevo sasy izy, fa soa mihoasy noho gny andevo, dra rahalahy malala. Izy gny malala indrindra aminahy, dra mihiasy lavisy ho anao, na ao amigny nofo na ao amigny Topo.