txy_phm_text_reg/01/01.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 1Paoly, voagadra an'i Jesosy Kristy, vo gny rahalahy Timoty ho an'i Filemona, hava malalanay vo piara-miasa aminay, \v 2dra ho an'i Apia anabaviny, vo Arkipo maramila havanay, dra ho anigny fengona ze miango ao atragnonao. \v 3Ho amindrareo anie gny fahasoava vo gny fedagna boak'amin'Agnahary raisika vo i Jesosy Kristy Topo.