\v 8Noho izay, na dre mana fahavania ao amin'i Kristy aza zaho nandidy anao ba hanao ze tokony hataonao, \v 9nefa nohonigny fitiava, dra mitoka anao koa zaho- izaho, Paoly, lelahy atisy, dra amizao gadra ho an'i Jesosy Kristy.