txy_num_text_reg/16/44.txt

1 line
502 B
Plaintext

\v 44Dra nizaka tamin'i Mosesy i Yaveh. Hoy izy: \v 45''Miala lavisy sy ho eo anolohany an'io fivodronana io ba hahafahako mandevona anazy avy hatragny.'' Dra napiodriky gny tavany tamin'ny tany i Mosesy vo Arona. \v 46Hoy i Mosesy tamin'i Arona: ''Alao gny fitodran'afo, asio afo avy eo amigny alitara, asio ditin-kazo magnisy ao agnatin'izay, andeso malaky agny amigny fivodronana izay, dra manaova fagnavota hon'azy ireo, satria avy amin'i Yaveh gny fahatezerany. Niatomboky gny areti-mandringana.''