txy_num_text_reg/16/41.txt

1 line
433 B
Plaintext

\v 41Fa gny apiso maraina dra nitaray tamin'i Mosesy vo Arona gny fivodrognan'ny vahoakin'Israely aby. Hoy izy ireo ho: ''Nivononireo gny vahoakin'i Yaveh.'' \v 42Dra niseho izay, aby nivory hanohisy an'i Mosesy vo Arona gny fivodrognana aby, raha nagnety tao amigny tragno-lay fihaonana izy ireo, dra ingo, nadrakoky izay gny rahona. Niseho gny voninahis'i Yaveh. \v 43Dra Mosesy vo Arona dra nagneo anoloan'ny tragno-lay fihaonana.