txy_num_text_reg/16/39.txt

1 line
421 B
Plaintext

\v 39Nangalaky ireo fitodran'afo varahina i Eleazara pisoro izay napiasan'ireo olo izay may, dra nitefe ho fadrakofana ho an'ny alitara ireo. \v 40Ba ho fapahasiahivana ho an'ireo vahoakin'Israely, ba sy hisy vahiny izay sy taranaky avy amin'i Arona ho avy hagnoro ditin-kazo magnisy manoloana an'i Yaevh, dra sy ho avy manahaky an'i Kora vo gny tariny izy ireo___araky izay fa nandidian'i Yaveh tamin'ny alalan'i Mosesy.