txy_num_text_reg/16/36.txt

1 line
535 B
Plaintext

\v 36Dra nizaka tamin'i Mosesy draiky i Yaveh dra nizaka ho: \v 37''Mizaka amin'i Eleazara zanaky lahin'i Arona pisoro dra aoka izy hamono gny afo amigny fandorana gny ditin-kazo, fa gny fitondran'afo dra voatokana hon'ahy. Dra angao izy hapiely gny vain'afo agny lavisy. \v 38Alao ireo fitodran'afon'ireo izay namoy gny ainy nahan'ny fahotany. Aoka ireo ho atao lovia voatefy ba ho fadrakofana gny alitara. Nanolosy ireo teo anoloako ireo olo ireo, dra voatoka hon'ahy ireny. Ho famatarana gny fisiako amin'ireo vahoakin'Israely ireo.