txy_num_text_reg/16/33.txt

1 line
455 B
Plaintext

\v 33Dra lasaky velo tgny amigny fiaigna-sihita izy ireo vo ireo aby tao amin'ireo fianakaviany. Nikatona teo agnabon'izy ireo gny tany, dra tamin'izay gny nahafongotra anazy ireo teo afovoan'ny fivodrognany. \v 34Ireo Israely aby magnodidy anazy ireo dra nandososy tamin'ireo hiakiakiny. Nihiaky izy ireo go: ''Mety hitely asika avo koa gny tany!'' \v 35Dra niselasy gny afo avy tamin'i Yaveh dra nandrapaky ireo 250 olo izay nanolosy ditin-kazo magnisy.