txy_num_text_reg/16/28.txt

1 line
549 B
Plaintext

\v 28Dra nizaka i Mosesy ho: ''Amin'izao gny ahafataradrareo fa Yaveh gny nagniraky anahy hanao ireo asa aby, fa sy nanao ireo tamin'ny saiko avo zaho. \v 29Raha maty amigny fahafatesana voazagnahary manahaky gny zava-misy ara-dalana ireny olo ireny, dra sy nandefa anahy i Yaveh. \v 30Fa raha mamorona fisokafana amigny tany izay mitely anazy ireo ao manahaky gny vava lahibe i Yaveh, midray amin'ireo fianakaviany aby, dra raha mizaso velona agny amigny fiaigna-sihita izy ireo, dra aoka ho fatasao fa ireny olo dra nanao sinosinona an'i Yaveh.''