txy_num_text_reg/16/20.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 20Dra nizaka tamin'i Mosesy vi Arona i Yaveh ho: \v 21'' Saraho amin'ity fiangonana ity gny tenanao ba hahafahako mandevo anazy ireo avy hatragny.'' \v 22Niakohoky i Mosesy vo Arona dra nizaka ho: '' Zagnahary, Zagnahariny gny fagnahin'ny olombelona aby, raha manota gny olo raiky, dra ho tezitra amigny fiangonana aby se hanao?